Maizina Ny Andro Azo Tsilovina Lalina Ny Rano Azo Lakanina Lalina Ny Hady Azo Toharina Fa Ny Ratsy Atao Tsy Mb Azon-Kevitra
Ce proverbe signifie que, quelle que soit la difficulté d’une situation, il est possible de trouver une solution. Un jour sombre peut être éclairé par la lumière, une rivière profonde peut être traversée avec un bateau, et un fossé profond peut être franchi. Cependant, les mauvaises actions, une fois commises, sont impossibles à réparer ou à comprendre pleinement. L’équivalent en français serait ‘On peut remédier aux erreurs, mais jamais aux fautes.’
Similaires
- Tsy Nisy Nanao Soa Hoatra Ny Vilany, Fa Raha Vaky, Natao Fanotrehana Akoho.
- Hiragasin'ambanitsena Ka Izay Voa Manodidina.
- Aza Mitari-Bilona Eo Imason'ny Omby
- Aza Atositosika Ny Ondry Botry Fa Tsy Fantratra Izay Hanoa Kambana
- Fotsifotsy Fanahy Toa Takatra, Ka Ny Tain-Kary Avy No Atao Trano.
- Adin'amboa: Izay Mahery No Ombana.
- Aza Ny Antsanga Tsy Aman'orana No Alahatra
- Soron'afon'adala Ny Aloha Tsy Levona Ny Aoriana Asisika Ihany
- Nahoana No Dia Mihitsihitsy Toa Fandraka ?
- Sotroben-Dratsiavanga : Sady Fikapohana Akoho No Fangaroana Anana.