-
Ady Lova, Ady Fanànana; Fa Tsarovy Ny Fihavanana.
-
Akôho Namidy Vary: Tsy Manam- Pô Ny Veta.
-
Aza Ny Lohasaha Mangina No Jerena, Fa Andriamanitra An-Tampon'ny Loha.
-
Aza Manao Lahy Antitra Mahazo Lamokan'atody Ka Tsy Mitodi-Jafikely Intsony
-
Akohokely Nahita Kankana Ka Ny Vava Hasiana Azy Indray No Tsy Omby.
-
Mpifakantia Mifanaratsy Izay Mahavita Be No Manenina
-
Teny Tsy Azo Mampihazohazo
-
Aza Mitaitay Toy Ny Fitia Tsy Ho Ela.
-
Akôho Añaty Antomby: Mahita Lañitry Fö Tsy Afaka Miboaka.
-
Ady Tsy Ahi-Mahatratra
-
Tsy Ny Namanao No Ifaninananao Fa Ny Tsara Vitanao Omaly.
-
Zavarin'ny Fitia Manantombo Ka In-Telo Miarahaba Ihany
-
Mitso-Dava Ohatran'ny Amalo-Maty