-
Toy Ny Sambotra Valala Main'andro Raha Tsy Azoko Anio Azoko Rapitso
-
Ny Teny Marina Ohatra Ny Fia-Pary Lava Vany Ka Na Lava Aza Tsy Lany Hamamiana
-
Mitsaha-Menomenona Hoatra Ny Vary Sosoa Voatondraka, Na Ny Voangory Mipaika.
-
Manao Vy Very Ny Ainy
-
Aza Miovaova Anio Ondry Bodo Rahampitso Ho Mena Loha
-
Aza Mifaninana Fa Mamorona Jereo Izay Ataon'ny Besinimaro Ary Aza Atao
-
Aza Mandraraka Ilo Mby An-Doha.
-
Sotroben-Dratsiavanga : Sady Fikapohana Akoho No Fangaroana Anana.
-
Ny Teny Imaso Tsy Mba Kilema
-
Nahoana No Lala-Masaka Omaly, Ka Manjary Tevan-Kamono.
-
Tongolo Maty Taho, Ka Be Fofona Amin'ny Tany.
-
Aza Manao Fanambadian'andevo.
-
Nahoana No Ho Maty Volon'ny Ratsy Ka Ny Soa No Ampanirina
-
Ny Kary Aza Mitsoaka Amin'andriampatsa Mahazo, Ka Indindra Fa Ny Havana.
-
Aza Manao Ady Fom-Pananana.