-
Adin-Kisoa, Ka Samy Mandoa Vory Ihany, Na Ny Resy Na Ny Mahery.
-
Fidio Izay Asa Tena Tianao Ary Dia Tsy Hanampy Andro Iray Hiasana Amin'ny Fiainanao Intsony Ianao
-
Ny Ady Volom-Balala Ka Izay Tia Azy No Ditsoka.
-
Maty Mangina Toa Otrikafo
-
Ny Olona Andriantahina, Fa Ny Vola Aman-Karena Andriamitahy.
-
Izao Isaka Izao Maty Iray Fasana, Velona Iray Trano.
-
Afo Tsy Mandika Bozaka (Na Bokarefo)
-
Aza Mindran-Tsofina Samy Akaiky
-
Ahandrom-Bady Tiaña, Manta: Mataña Am-Bötraka, Maleda: Möra Ateliñy.
-
Aty Milelaka Lelafo Any Mamaky Ampinga
-
Fanambadian-Tery Setra Dia Ranomaso Mivalana An-Tava Ihany.
-
Ny Hery Tsy Mahaleo Ny Fanahy
-
Ny Maty Aza Te-Ho Maro.
-
Tsy Ny Teny No Ratsy Fa Ny Sainao No Tsy Tsara
-
Hala-Boatavo No Niadiana Ka Tendry Mosavy No Hita