-
Aza Atao Tanantanana Ivelan'ny Faritra Lahy Aho.
-
Aleo Very Tsikalakalan-Karena Toy Izay Very Tsikalakalam-Pihavanana.
-
Teny Miakatra Ifampierana Teny Midina Ifampifehezana
-
Ny Fianarana No Lova Tsara Indrindra.
-
Aza Mila Lolotr'amalona Amin-Kavana.
-
Aza Manao Lalan-Kitan-Kisoa.
-
Ny Valala Tsy Azo Raha Tsy Andriana Ilika.
-
Aza Be Anatra Imaso Fa Be Fosa Ivoho
-
Nefa Raha Diso Aho Dia Aza Ny Tenako No Ariana Fa Ny Teniko No Ario
-
Madera Raviny Fa Poa-Tahony
-
Adin-Tsikidin-Drano Misaraka Tsy Misy Maratra
-
Ny Hazo No Vanon-Ko Lakana: Ny Tany Naniriany No Tsara.
-
Imerina Akanga Tsy Roa Volo, Fa Iray Ihany.
-
Ny Tsikalakalan-Karena Manam-Pahalaniana, Fa Ny Tsikalakalam-Pihavanana Tsy Manam-Pahalaniana.
-
Mpamosavy Natakalo Omby Mahery : Lasa Ny Loza, Fa Tonga Ny Antambo.