-
Ny Sakafo Masaka Tsy Mba Manan-Tompo.
-
Ikalamomba Tsy Tiandahy Ka Maty Vao Ramalala
-
Tolo-Kena Maty Jiro, Ka Vintana No Andrasana.
-
Ampombo Malemy Sy Kisoa : Ka Faty No Isarahana.
-
Rafotsibe Manenji-Janantsitsina Izaho Ety Izy Ery
-
Telo No Amboalambo : Ny Anankiray Mpiasa, Anankiray Mpihinan-Kena, Ary Ny Anankiray Jiolahy.
-
Tanora Ratsy Fihary, Antitra Vao Ratsy Loaka.
-
Ny Vintana Tsy Azon'olona Ovana, Fa Didy Avy Amin' Andriamanitra.
-
Ny Homana Aza Misy Diso (Na Raraka).
-
Ny Anarana Mampody Mandry Fa Ny Terehy Mampitampody
-
Tsy Mahavaly Fitia Toa Zaza
-
Miaraka Amin'ny Ferena, Ka Ny Tsara Fanahy No Maimbo.
-
Akangan’i Tsihoaña: Omban’ny Tômpony Hömaña.
-
Aza Mifanaratsy An-Toerana Hoatry Ny Vavy Antitra Mitanina Andro.
-
Fihavanan'ny Mamoladahy : Tsy Mihavana Roa Taona.