Tsy Ny Hosoran-Tsakay No Mangidy Hoditra, Ary Tsy Ny Hosoran-Tantely No Mamy Hoditra, Fa Ny Atao No Mahasoa Sy Maharatsy.
This proverb means that it is not what is applied to us externally, such as the sting of chili or the sweetness of honey, that defines our character or value. What truly matters are our actions and behaviors. In other words, it is what we do that makes us good or bad, respected or hated. An equivalent proverb in English could be ‘You judge a tree by its fruits’.
Related
- Tsy Nisy Nanao Soa Hoatra Ny Vilany, Fa Raha Vaky, Natao Fanotrehana Akoho.
- Hiragasin'ambanitsena Ka Izay Voa Manodidina.
- Aza Mitari-Bilona Eo Imason'ny Omby
- Aza Atositosika Ny Ondry Botry Fa Tsy Fantratra Izay Hanoa Kambana
- Fotsifotsy Fanahy Toa Takatra, Ka Ny Tain-Kary Avy No Atao Trano.
- Adin'amboa: Izay Mahery No Ombana.
- Aza Ny Antsanga Tsy Aman'orana No Alahatra
- Soron'afon'adala Ny Aloha Tsy Levona Ny Aoriana Asisika Ihany
- Nahoana No Dia Mihitsihitsy Toa Fandraka ?
- Sotroben-Dratsiavanga : Sady Fikapohana Akoho No Fangaroana Anana.