Toy Ny Adin'ny Mpivady: Ny Tokoam-Bary Aza Iadiana.
This proverb highlights the continuous and insignificant quarrels that can occur between spouses, sometimes arguing over trivial matters like a pot of rice on the fire. It symbolizes how tensions can arise from any small, harmless cause. An equivalent proverb in English would be: “Little things cause great disputes.”
Related
- Ondry: Manao Katro-Doha, Amboa: Mifanaikitra, Saka: Mifandrangotra, Samy Ady Fa Tsy Mitovy.
- Adin'akoholahy Vorombato; Ny Mahery Disadisaka Ary Ny Resy Torotoro.
- Hianala Mahay, Ary Hiankova Mahay; Manao Hovalahy Mampiady Andriana.
- Adin-Kisoa, Ka Samy Mandoa Vory Ihany, Na Ny Resy Na Ny Mahery.
- Tsy Tia Maro Toa Mpamosavy
- Adin'akoho Votrom-Bato Ny Resy Torotoro Ny Maharesy Disadisaka