Ny Vilany Nandrahoana No Efa Nipoaka.
This proverb highlights that the tool or means used to achieve something in an unjust or bad way eventually suffers the consequences of those actions. It is often used to illustrate the concept of ‘you reap what you sow’, indicating that bad actions or dishonest means will always eventually backfire on those who initiated them.
Related
- Tsy Nisy Nanao Soa Hoatra Ny Vilany, Fa Raha Vaky, Natao Fanotrehana Akoho.
- Hiragasin'ambanitsena Ka Izay Voa Manodidina.
- Aza Mitari-Bilona Eo Imason'ny Omby
- Aza Atositosika Ny Ondry Botry Fa Tsy Fantratra Izay Hanoa Kambana
- Fotsifotsy Fanahy Toa Takatra, Ka Ny Tain-Kary Avy No Atao Trano.
- Adin'amboa: Izay Mahery No Ombana.
- Aza Ny Antsanga Tsy Aman'orana No Alahatra
- Soron'afon'adala Ny Aloha Tsy Levona Ny Aoriana Asisika Ihany
- Nahoana No Dia Mihitsihitsy Toa Fandraka ?
- Sotroben-Dratsiavanga : Sady Fikapohana Akoho No Fangaroana Anana.