Mpamosavy Mamosavy Boka, Ka Matin'ny Olon-Dratsy Ny O;on-Tsy Vanona.
This proverb means that when someone uses evil to attack a vulnerable person, they often end up being punished by their own actions. It is a warning against injustice and cruelty, suggesting that evil deeds often backfire on their perpetrator. A similar English proverb is ‘What goes around comes around.’
Related
- Sikidin-Drahivina : Raha Tsy Lahy, Vavy.
- Andriamanitra Tsy Andrin'ny Olona Andriko Ihany.
- Harem-Bery Foana Toy Ny Menaka Ahoso-Bazimba.
- Mandeha Irery, Sahalain'andriamanitra ; Mandeha Roa, Sahalain'olombelona.
- Haitraitr'olombelona, Zaka-Nahary, Fa Andriamanitra Ihany No Mandidy.
- Rafotsibe Mita Rano: Izay Hahasoa Ataovin'andriamanitra, Na Ho Rendrika, Na Ho Tafita.
- Aza Mandika Ny Soan-Janahary.
- Toy Ny Atodin'anganga : Ka Avela, Mahafaty Raibe ; Entina, Mahafaty Renibe.
- Tany Mainty Tsy Mba Vazimba.
- Tolo-Kena Maty Jiro, Ka Vintana No Andrasana.