Izay Hajaina Tsy Ho Andriana Tsy Akory, Ary Izay Manaja Tsy Ho Andevo Tsy Akory ; Ka Tsara Ny Mifanaja.
This proverb emphasizes the importance of mutual respect. Being respected does not automatically make you noble, just as respecting others does not make you a slave. It highlights the idea that respect should be reciprocal and balanced in human relationships for them to be harmonious. An equivalent English proverb is ‘Respect begets respect’.
Related
- Asesiky Ny Fitia Sy Ny Hanina Azy Ka Tsy Mahalala Masoandro Ho Faty
- Misy Rony, Miara-Misotro ; Misy Ventiny Miara-Mitsako.
- Ny Mpivady No Tsy Miresaka, Very Ny Androatokom-Pitiavana.
- Ny Anambadian-Kiterahana Ny Iterahan-Ko Dimby
- Izay Iray Trano, Iray Dinidinika.
- Tiambady Ka Mahay Miresaka
- Toy Ny Jaka : Tsy Hanin-Kahavoky, Fa Nofon-Kena Mitam-Pihavanana.
- Aza Manao Sakaiza Manody.
- Tsy Misy Sambatra Ohatra Ny Fanambadian-Tsitrapo.
- Ny Teny Ierana Tsy Mba Loza.