Hazakazaka Arahintosika Ity Ny Fiainana Ka Izay Voky Ihany No Lelafin'ny Namany, Fa Rehefa Kely Ianao De Toy Ny Rafotsibe Kendan'ny Vomanga Ka Any Antenda No Manitsy Azy.
This proverb highlights the social and economic inequalities in society. Those who succeed and prosper often gain the attention and help of their peers. In contrast, those in need are frequently ignored and must face challenges on their own, much like an elderly woman struggling alone to swallow a sweet potato stuck in her throat. An equivalent English expression might be ’the rich get richer'.
Related
- Ny Vola Fitady, Ny Aina Fanary.
- Toy Ilay Namatra Isam-Pangady: Raha Tsy Tonga Ny Vola, Dia Vary No Afatra.
- Aleo Ny Kely Omban'ny Fahamarinana Toy Izay Ny Harem-Bevava Azo Amin'ny Tsy Rariny.
- Toy Ny Rano Antanim-Bato Tsinjovina Manelatra Ihany Fa Nony Tovozina Tsy Ahazahoana
- Sambatra Kosa Raherana, Fa Manan-Kierana, Sambatra Razozoro, Fa Manan-Kijoroana, Fa Mahantra Kosa Ratatamo: Velona Manao Ranomaso An-Tenda, Maty Manao Ranomaso Havozona.
- Ny Be Vola Maro Sakaiza Ary Ny Harena Mampitombo Tarehy.
- Haren-Kiadiana Voamena, Ka Haren-Kaloa Vola Folo.
- Akoholahy Mikohokoho Akohovavy, Tsy Hanin-Kahavoky Fa Voninahitra Ifanomezana.
- Akoho Ambony Sompitra Ka Mihehy Ny Efa Vory.
- Ny Olona Andriantahiana, Fa Ny Vola Aman-Karene Andriamitahy.