Aza Atao Fively Amponga Ny Havana : Ka Ny Iray Ambaviny Tambatambazana, Ary Ny Iray Kosa Andahiny Hodobodobohana.
This proverb advises that friends and family should be treated with consistency and fairness. It is bad to play a double game by flattering and criticizing them at the same time. One must avoid hypocrisy in relationships by showing respect and sincerity towards those close to you. In English, a similar proverb exists: ‘Do unto others as you would have them do unto you.’
Related
- Asesiky Ny Fitia Sy Ny Hanina Azy Ka Tsy Mahalala Masoandro Ho Faty
- Misy Rony, Miara-Misotro ; Misy Ventiny Miara-Mitsako.
- Ny Mpivady No Tsy Miresaka, Very Ny Androatokom-Pitiavana.
- Ny Anambadian-Kiterahana Ny Iterahan-Ko Dimby
- Izay Iray Trano, Iray Dinidinika.
- Tiambady Ka Mahay Miresaka
- Toy Ny Jaka : Tsy Hanin-Kahavoky, Fa Nofon-Kena Mitam-Pihavanana.
- Aza Manao Sakaiza Manody.
- Tsy Misy Sambatra Ohatra Ny Fanambadian-Tsitrapo.
- Ny Teny Ierana Tsy Mba Loza.