-
Ady Volom-Balala Ka Izay Tia Azy No Ditsoka
-
S' Il a Une Fille, Par Exemple, Elle N' Aura Pas De Prétendant, Car, À Cause Du Chien, Personne N' Osera Approcher.
-
Ny Vilany Nandahoana No Efa Nipoaka
-
Bala Nahavoa Vato Ka Teo Ihany Fa Nievotra.
-
Ataovy Fitia Landihazo : Ka Ny Madilana Tentenana, Ary Ny Maito Tohizana.
-
Aza Mila Voa Tsy Ary, Toy Ny Mpisikidy Mampandihy Ny Marary.
-
Ny Fanambadiana Toy Ny Toko-Kena,raha Tsy Sendran'ny Trafony Dia Sendran'ny Taolany.
-
Tongo-Dava Tsy Ahitan-Kanina
-
Manao Zanaky Ny Mpisikidy Ka Tsy Mba Ho Faty, Na Zanaky Ny Mpanefy Ka Tsy Ho May.
-
Mpamosavy Nalevina Amoron-Dàlana Ka Ny Valin-Kitsaka No Miverina.
-
Aza Mitady Hivelona Amin'ny Ràn'ny Sasany Ohatran'ny Moka Mitsetsitra.
-
Voalavo No Velonaakaiky Ny Lavany
-
Ratsy Izay Tsy Anenenan'olona.
-
Aza Ny Vato Handràtra Ny Loha Ihany No Sainina, Fa Mba Hevero Koa Ny Fasika Handitsoka Ny Maso.
-
Lakana Tsy Mifidy Andriana, Fa Izay Rendrika Lena Avokoa.