Tsy Misy Mahay Mandeha Mihoatra Ny Akoho Fa Raha Mandia Sahafa Solafaka Ihany.
Ce proverbe signifie que peu importe à quel point quelqu’un est habile ou compétent dans son domaine, il y aura toujours des moments où il peut échouer ou rencontrer des difficultés. Même ceux qui excellent peuvent se retrouver face à des obstacles inattendus. Cette idée se retrouve dans le proverbe français: ‘L’erreur est humaine.’
Similaires
- Vovo: Ka Mba Mitsivalana, Sinibe Ka Mba Mantsaka: Lehibe Ka Aza Mba Taitra.
- Aza Misomidika Ambony Toa Menaka Fa Ataovy Latsaka Anatiny Toa Tsoka
- Laza Loatra Hoy Randranobe Notsidihim-Bositra
- Aleo Halan'andriana Toy Izay Halam-Bahoaka
- Izay Adala No Toa An-Drainy.
- Madio Manatrika Vazo Miamboho Toa Ravitsara
- Aza Atao Fotsy Volo Mitozo Foana Na Zokiny Manara-Dia
- Ramalona Hono Mifeha Hazo Tokana
- Akaiky Tsy Tazana Itodihana Toa Ravin-Tsofina.
- Nahoana No Manetri-Tena Toy Ny Omby Hantsika