Toy Ny Jaka : Tsy Hanin-Kahavoky, Fa Nofon-Kena Mitam-Pihavanana.
Ce proverbe malgache souligne l’importance des petits gestes dans les relations humaines. Le ‘jaka’ était un morceau de viande partagé entre amis ou membres de la famille lors de la fête traditionnelle du ‘Fandroana.’ Bien qu’il ne soit pas suffisamment copieux pour nourrir une personne, le geste de partage renforce les liens d’amitié et de parenté. En français, un proverbe équivalent pourrait être ‘Les petits cadeaux entretiennent l’amitié.’
Similaires
- Asesiky Ny Fitia Sy Ny Hanina Azy Ka Tsy Mahalala Masoandro Ho Faty
- Misy Rony, Miara-Misotro ; Misy Ventiny Miara-Mitsako.
- Ny Mpivady No Tsy Miresaka, Very Ny Androatokom-Pitiavana.
- Ny Anambadian-Kiterahana Ny Iterahan-Ko Dimby
- Izay Iray Trano, Iray Dinidinika.
- Tiambady Ka Mahay Miresaka
- Aza Manao Sakaiza Manody.
- Tsy Misy Sambatra Ohatra Ny Fanambadian-Tsitrapo.
- Ny Teny Ierana Tsy Mba Loza.
- Ny Tselatra Atosiky Ny Varatra, Ny Orana Atosiky Ny Rahona,fa Ny Olona Atosikiny Fitiavana.