Toko Tapaka, Vilany Mitongilana ; Ka Izay Mety Arenina.
Ce proverbe souligne l’idée que même si quelque chose est endommagé ou déséquilibré, il est toujours possible de le réparer ou de le redresser avec un effort approprié. Cela peut s’appliquer à de nombreuses situations de la vie où, malgré les difficultés, il est possible de trouver des solutions et d’améliorer les choses. Equivalent : ‘Quand on veut, on peut.’
Similaires
- Toy Ny Vary Sy Rano Antsaha Tsy Mifanary Antanety Tsy Misaraka
- Angady Tokana Raha Tapaka Tsy Misy Hanakambanana Azy Indray
- Aza Atao Toy Ny Afo-Mololo Ka Indray Miredaka Dia Izay
- Indray Mandeha Ve No Manta Vary Dia Handevin-Tsotro Be.
- Rangahibe Tsy Tia Harahara Ary Rafotsibe Tsy Tia Vodi-Tenona Ka Misaraha Trano Fandrao Misy Very
- Aza Manantena Taintsokina Ka Tsy Mety Mihaza
- Aza Manao Longoa Mitoto Bozaka
- Aza Manao Fisoro-Baton'ilay Jamba: Voa Vao Taitra.
- Toy Ny Sambotra Valala Main'andro Raha Tsy Azoko Anio Azoko Rapitso
- Aza Mifaninana Fa Mamorona Jereo Izay Ataon'ny Besinimaro Ary Aza Atao