Toetran'ilay Malaina Asaina Miasa Lohataona Milaza Fa Vaky Lafika Asaina Manosy Fahavaratra Milaza Mararin'ny Tazo Avela Ao An-Tanana Midonendrina Tsy Maha-Masa-Kanina
Ce proverbe décrit la nature d’une personne paresseuse qui trouve toujours une excuse pour éviter le travail. Au printemps, lorsqu’il est sollicité pour travailler, il prétend avoir un pied cassé. En été, lorsqu’on lui demande de planter, il dit qu’il a la fièvre. Enfin, lorsqu’il est laissé seul au village, il reste inactif et incapable de faire quoi que ce soit, comme cuisiner. En somme, ce proverbe montre que les paresseux trouvent toujours des excuses pour ne rien faire. Un équivalent en français serait : « Qui veut noyer son chien l’accuse de la rage. »
Similaires
- Toy Ny Vary Sy Rano Antsaha Tsy Mifanary Antanety Tsy Misaraka
- Toko Tapaka, Vilany Mitongilana ; Ka Izay Mety Arenina.
- Angady Tokana Raha Tapaka Tsy Misy Hanakambanana Azy Indray
- Aza Atao Toy Ny Afo-Mololo Ka Indray Miredaka Dia Izay
- Indray Mandeha Ve No Manta Vary Dia Handevin-Tsotro Be.
- Rangahibe Tsy Tia Harahara Ary Rafotsibe Tsy Tia Vodi-Tenona Ka Misaraha Trano Fandrao Misy Very
- Aza Manantena Taintsokina Ka Tsy Mety Mihaza
- Aza Manao Longoa Mitoto Bozaka
- Aza Manao Fisoro-Baton'ilay Jamba: Voa Vao Taitra.
- Toy Ny Sambotra Valala Main'andro Raha Tsy Azoko Anio Azoko Rapitso