Manao Ambany Maso Tsy Tsinjo Ka Mila Haratsian-Ko An-Tena, Ka Matahora An'andriamanitra, Fa Tsy Olona Mitovy Hasina Aminy Hianao.
Ce proverbe souligne l’importance de la foi et du respect envers Dieu. Il met en garde contre l’arrogance et le fait de négliger la puissance et la sainteté divines. En ignorant la présence de Dieu, on risque de s’attirer des malheurs. Ainsi, il est crucial de craindre et de respecter Dieu, car aucun être humain n’est égal en valeur à la divinité. Un proverbe équivalent en français serait ‘Dieu voit tout et punit l’orgueilleux.’
Similaires
- Sikidin-Drahivina : Raha Tsy Lahy, Vavy.
- Andriamanitra Tsy Andrin'ny Olona Andriko Ihany.
- Harem-Bery Foana Toy Ny Menaka Ahoso-Bazimba.
- Mandeha Irery, Sahalain'andriamanitra ; Mandeha Roa, Sahalain'olombelona.
- Haitraitr'olombelona, Zaka-Nahary, Fa Andriamanitra Ihany No Mandidy.
- Rafotsibe Mita Rano: Izay Hahasoa Ataovin'andriamanitra, Na Ho Rendrika, Na Ho Tafita.
- Aza Mandika Ny Soan-Janahary.
- Toy Ny Atodin'anganga : Ka Avela, Mahafaty Raibe ; Entina, Mahafaty Renibe.
- Tany Mainty Tsy Mba Vazimba.
- Tolo-Kena Maty Jiro, Ka Vintana No Andrasana.