Hazakazaka Arahitosika Ity Ny Fiainana Ka Izay Voky Ihany No Lelafin'ny Namany Fa Rehefa Kely Ianao De Toy Ny Rafotsibe Kendan'ny Vomanga Ka Any Antenda No Manitsy Azy
Ce proverbe signifie que dans la vie, seules les personnes qui réussissent et ont du succès sont appréciées et aidées par leurs amis. En revanche, quand on est dans une situation difficile ou pauvre, on ne reçoit pas le même soutien et on rencontre beaucoup de difficultés. L’expression ‘comme une vieille femme étranglée par une igname’ illustre le fait de se retrouver face à des problèmes insurmontables. Un proverbe équivalent en français est ‘On ne prête qu’aux riches.’
Similaires
- Ny Vola Fitady, Ny Aina Fanary.
- Toy Ilay Namatra Isam-Pangady: Raha Tsy Tonga Ny Vola, Dia Vary No Afatra.
- Aleo Ny Kely Omban'ny Fahamarinana Toy Izay Ny Harem-Bevava Azo Amin'ny Tsy Rariny.
- Toy Ny Rano Antanim-Bato Tsinjovina Manelatra Ihany Fa Nony Tovozina Tsy Ahazahoana
- Sambatra Kosa Raherana, Fa Manan-Kierana, Sambatra Razozoro, Fa Manan-Kijoroana, Fa Mahantra Kosa Ratatamo: Velona Manao Ranomaso An-Tenda, Maty Manao Ranomaso Havozona.
- Ny Be Vola Maro Sakaiza Ary Ny Harena Mampitombo Tarehy.
- Haren-Kiadiana Voamena, Ka Haren-Kaloa Vola Folo.
- Akoholahy Mikohokoho Akohovavy, Tsy Hanin-Kahavoky Fa Voninahitra Ifanomezana.
- Akoho Ambony Sompitra Ka Mihehy Ny Efa Vory.
- Ny Olona Andriantahiana, Fa Ny Vola Aman-Karene Andriamitahy.