Aza Ny Havana No Asian-Dratsy, Fa Tsy Ho Tratry Ny Hafa Tsy Akory.
Ce proverbe recommande de prendre soin de ses proches et de ne pas leur causer de tort. En effet, la perte du soutien et de l’affection d’un proche ne peut être facilement compensée par d’autres personnes. Il rappelle l’équivalent du proverbe français ‘Un ami vaut mieux que cent parents’.
Similaires
- Asesiky Ny Fitia Sy Ny Hanina Azy Ka Tsy Mahalala Masoandro Ho Faty
- Misy Rony, Miara-Misotro ; Misy Ventiny Miara-Mitsako.
- Ny Mpivady No Tsy Miresaka, Very Ny Androatokom-Pitiavana.
- Ny Anambadian-Kiterahana Ny Iterahan-Ko Dimby
- Izay Iray Trano, Iray Dinidinika.
- Tiambady Ka Mahay Miresaka
- Toy Ny Jaka : Tsy Hanin-Kahavoky, Fa Nofon-Kena Mitam-Pihavanana.
- Aza Manao Sakaiza Manody.
- Tsy Misy Sambatra Ohatra Ny Fanambadian-Tsitrapo.
- Ny Teny Ierana Tsy Mba Loza.