Aza Ny Ala Ierena No Dodonana, Fa Tsy Fanao.
Cette maxime incite les gens à ne pas nuire à un endroit ou à une personne qui leur offre de la sécurité ou un refuge. Dans un sens plus large, cela signifie qu’il ne faut pas faire de mal à ceux qui vous rendent service. Proverbe équivalent en français : ‘Ne mordez pas la main qui vous nourrit’.
Similaires
- Rafotsibe Leon-Tsokina Ka Tsy Te-Hierika Vodi-Kofafa
- Aza Manao Bolokilahy Homam-Boatseva Fy Ny Atsy Fy Ny Aroa
- Izay Manoro Lalana Mahitsy Mamindra Aina
- Aza Manao Voa Mivonto An-Kibo.
- Izay Tia Ny Tenany Dia Tsy Mba Hanam-Pahavalo
- Rasa Aomby Ny Faty: Samy Mandiny Ny Anjarany.
- Raha Iray No Lasa Folo No Manatona
- Ny Ony No Tondraka Ny Tatatra No Nanampy Azy.
- Tsy Misy Manana Ny Ampy Fa Sambatra Izay Mifanampy.
- Mihambohambo Tsy Tia Vary Mohaka Fa Miletra Ny Masiso Be Herinandro