Aza Manao Kobaka Ambava Sy Volana Antenda Ka Hatreo No Miakatra Ihany
Ce proverbe met en garde contre le fait de dire de belles paroles sans jamais agir en conséquence. En d’autres termes, il vaut mieux que les actions correspondent aux paroles. Un proverbe équivalent en français pourrait être ‘Les actions parlent plus fort que les mots’.
Similaires
- Ny Teny Toy Ny Tori-Hisatra Ka Tsy Ilaozan'ny Manjilatra
- Aza Manao Kobaka Am-Bava Volana An-Tenda Ka Hatreo No Miakatra Ihany
- Ny Teny Toy Ny Ketsa Lava Mamato-Tena Fohy Afatotry Ny Olona
- Ny Teny Toy Ny Fonosana Ka Izay Mamono No Mamaha
- Izay Malaky Mianiana Manam-Bola Ratsy.
- Ny Alika Aza Tsy Azo Fitahina Maika Ny Olona
- Ny Teny Marina Ohatra Ny Fia-Pary Lava Vany Ka Na Lava Aza Tsy Lany Hamamiana
- Ny Teny Imaso Tsy Mba Kilema
- Ny Teny Marina Hoatra Ny Fia-Pary, Ka Na Lava Aza, Tsy Lany Hamamiana.
- Ny Lela Efa Tama-Mitsilany Tsy Azo Ahohoka Intsony