Akondro Iray Fototra Ny Ambanilanitra: Ny Mamololona Ho Raviny, Akondro Ihany; Ny Manondro Lanitra Ho Voany, Akondro Ihany; Ny Mendaka Ho Raty, Akondro Ihany; Ny Mitsontsorika Ho Lafiny, Akondro Ihany.
Cette expression signifie que toute la société est unifiée et que chaque individu fait partie d’un tout harmonieux, pareil à un bananier dont chaque partie a sa place et son rôle. Chaque personne, peu importe son statut ou rôle, est essentielle et contribue au fonctionnement et à la solidité du groupe. En France, un proverbe similaire pourrait être : ‘L’union fait la force.’
Similaires
- Mandeha Irery, Sahalain'andriamanitra; Mandeha Roa, Sahalain'olombelona.
- Ny Atody Tsy Miady Amam-Bato
- Ny Fiainana Toy Ny Lala-Malama Ka Izay Miraingiraingy No Potraka
- Iri-Mahory Toy Ny Volo Fotsy (Ho Tratra Antitra)
- Izay Mitambatra Vato Fa Izay Misaraka Fasika
- Manjono Lasa -Mamba Ka Sam Maka Ny Tiany
- Ny Hetaheta Tsy Afa-Dronono.
- Ny Fahadisoana Dia Zavatra Tsy Maitsy Alohanao Amin'ny Fiainanao Rehetra
- Zanaka Tsy Nateraka Mahabe Vavorona
- Tsy Mena-Mivadika Toy Ny Andro Ririnina